Mahatoky Septambra 2019

«Manompoa ny Tompo amin’ny fahamasinana» Tsianjery : «Miezaha mitady fihavanana amin’ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo ». Hebreo 12 :14 Masina Andriamanitra Masina Andriamanitra ka tsy tokony hasiana ady varotra ny fepetra rehetra apetrany amin’ny fanajana ny fanompoana Azy. (Eks. 12:15-17) Masina Andriamanitra ka tsy tokony haroharoina …

Mahatoky rehetra

LISITRY IREO MAHATOKY REHETRA Azonao jerena ireo mahatoky izao teny izao rehetra eto anivon’ito pejy ito Mahatoky volana Jolay 2019 : Manatrika ny mino ny Tompo Tsianjery : Matio 18 : 20 : « Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho » Hamaky manontolo Ireo Mahatoky teo …

Mahatoky jolay 2019

Jolay 2019 manatrika ny mino ny Tompo Manatrika ny mino ny Tompo Tsianjery : Matio 18 : 20 : « Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho » Endrey ny hatsaram-pon’Andriamanitra, ry Havana, fa mahatsapa ny fiasan’ny tanany mahery isika tamin’ny namenoiny antsika ny Fanahy Masina. …

Alahady 31 janoary 2021

ALAHADY 31 JANOARY 2021 “Maneho ny maha Andriamanitra Azy ny Tompo ” Ny fotoana faharoa tamin’ny 10 ora no nakana izao tatitra izao. Fotoana notarihin’ny Vaomieran’ny Aim-panahy ary natokana ho an’ny marary hoditra. RAVONIARISON Manda, Mpitandrina, no nitarika ny fanompoam-pivavahana. RAMILISON Diamondra, Mpitandrina miana-draharaha, no nitondra ny hafatry ny Tompo. Ny Marka 1: 40-45 no Tenin’Andriamanitra …

Alahady 13 desambra 2020

Alahady faha-13 Desambra 2020 IVOM-BOKATRY NY SAMPANA SEKOLY ALAHADY « Manaiky an’i Jesoa Mesia ny mino »« Koa mahereza ianareo, fa aza miraviravy tanana ; fa hisy valim-pitia tokoa ny hataonareo » II TAN 15 : 7 Ny fotoam-bavaka faharoa tamin’ny 10 ora maraina izao noraisina an-tsoratra izao. Alahadin’ny ny sampana Sekoly Alahady « Antoky ny famonjena » …

Alahady 06 septambra 2020

ALAHADY 06 SEPTAMBRA 2020  » Miasà amin’ny fahatahorana an’ Andriamanitra «  Ny fotoam-bavaka voalohany tamin’ny 7 ora maraina izao noraisina an-tsoratra izao araka ny fandaminana ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana. Andriantsilavina Nofy, Mpitandrina miana-draharaha no nitarika ny litorjia. Raharijaona Solofonirina, Mpitandrina no nitondra ny hafatry ny Tompo tamin’ny Fiangonana. Ny litorjia amin’ny endriny faharoa no narahana. …

Alahady 30 aogositra 2020

ALAHADY 30 AOGOSITRA  » MAHATOKY HATRAMIN’NY FAHAFATESANA NY MINO «  Alahady natokana itondrana am-bavaka ny Akany fialofana Tangaina. Alahady farany ibanjinana ny lohahevitra “Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino” ; Alahady faha roa ambin’ny folo (12) manaraka ny Trinite ; Alahady natokana itondrana am-bavaka ny Akany fialofana Tangaina ; Ny Mpitandrina ANDRIANTSILAVO Nofy no nitarika ny fotoana ; Ny Mpitandrina …

Alahady 23 Aogositra 2020

Alahady 23 Aogositra 2020 « Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino.«   Alahady 23 Aogositra 2020. Ao anatin’ny fotoana fankalazana ny faha 52 taonan’ny Fjkm moa ankehitriny. Atoa Andriamasinoro Tantely no nitarika ny fotoana. Atoa Razafindrakoto Alain sy Rtoa Razafindrakoto Tatamo no nanao ny vavaka sy ny vakiteny ary ny mpitandrina Raharijaona Solofonirina no nitondra ny hafatra. Hieno …