Alahady 05 Janoary 2020

ALAHADY 05 JANOARY 2020 – ALAHADIN’NY TAOM-BAOVAO « MANEHO NY TANA-MAHERINY NY TOMPO ANDRIAMANITRA » “…ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy…” : Jaona 10 : 24-30 Ny Tompo Andriamanintsika dia Andriamanitra be fitiavana sady be faharim-po ka izany no isaorantsika sy hiderantsika Azy. Nomeny ity taona vaovao 2020 ity isika …

Alahady 15 Desambra 2019

ALAHADY 15 DESAMBRA 2019 Alahadim-bokatry ny Fikambanan’ny Mpitoriteny sy Katekista “FMKS”- Fanokafana ny Jobily faha-50 taonan’ny Hasin’ny Famonjena « Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin’ity trano ity. Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany …

Alahady 08 Desambra 2019

Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady « Mba ho tahaka ny zava-maniry maroroka ny zanakai-lahy, Ary ho tahaka ny vato fehizoro voasoratra tsara toy ny fomban’ny lapan’andriana ny zanakai-vavy. » (Salamo 144:12) Alahady 8 Desambra 2019. Alahady hitondrana ambavaka ny sampana sekoly alahady. Alahady faharoa manaraka ny advento. Herinandrombokatry ny sampana sekoly Alahady ary mankalaza ny ivon’izany izy ireo. …

Alahady 01 Desambra 2019

ALAHADY 01 DESAMBRA 2019 “Iaino ny fiadanan’ny Tompo » “Fiadanana, fiadanana ho an’izay lavitra sy ho an’izay akaiky! hoy Jehovah, ka dia hahasitrana azy Aho.” Isaia 57 : 19 Mandia ny volana farany amin’ity taona 2019 ity isika ankehitriny ka izany no isaorantsika sy hiderantsika ny Tompo. Izy no mbola manome ny fahasoavany ho antsika ka …

Alahady 17 Novambra 2019

ALAHADY 17 Novambra 2019 Alahadim-bokatry ny Sampana Mpanazava sy Tily Nitondrana amim-bavaka ny Fivondronana Herin’ny F amonjena 10A « Ho avy amin’ny heriny ny Tompo » Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina ny fotoana aninkeo. Niavaka ny androany noho ny alahady nasionaly SAMPATI hitondrana amim-bavaka ny fivondronana Herin’ny Famonjena 10 A. Ny feo-njavamaneno fidirana dia hira skoto “An-dala-mazava”. Atoa …

Alahady 10 Novambra 2019

ALAHADY 10 NOVAMBRA 2019 Alahadim-bokatry ny Gazety Taratry ny Famonjena sy ny Tranonkala « Mihobia ho an’i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà. » (Salamo 98:4) Alahady faharoa ibanjinana ny lohahevitra  « Ho avy amin’ny heriny ny Tompo » Alahady ivom-bokatry ny Gazety Taratry ny Famonjena sy Tranonkala. Ny Mpitandrina RAHOLIDINA Fiara Tsiriavotra no …

Alahady 06 Oktobra 2019

ALAHADIN’NY MPITANDRINA – FANDRAISAN-TANANA DIAKONA “Maniria ny haminany » “Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy ; indro nahazo tombony talenta roa koa aho” MAT 25 : 22b Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina ny fotoana aninkeo. Niavaka ny androany noho ny alahadin’ny Mpitandrina amin’ity taona 2019 ity, tafiditra ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-30 taona naha-Mpitandrina …

Caneva

Caneva Alahady ?? Jona 2019 – Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga sy Hetsika gasigasy Alahadin ny sampana vokovokomanga “Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.” Lioka 1 : 15 Fifaliana roa sosona no natrehan’ny Fiangonana androany satria ity no fotoana natoka fiaraha-miombom-bavaka amin’ny …

23 Jona 2019

Alahady 23 Jona 2019-Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga sy Hetsika gasigasy Alahadin ny sampana vokovokomanga “Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.” Lioka 1 : 15 Fifaliana roa sosona no natrehan’ny Fiangonana androany satria ity no fotoana natoka fiaraha-miombom-bavaka amin’ny Sampana Vokovoko Manga …

Takelaka voalohany

06 Janoary 2019 21 Aprily 2019 13 Janoary 2019 21 Aprily 2019 13 Janoary 2019 21 Aprily 2019 25 Desambra 2018 21 Aprily 2019 24 Janoary 2016 21 Aprily 2019 06 Janoary 2019 31 Martsa 2019 Précédent Suivant Teny Fanolorana « Aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara. » Heb 10 :24« …