Jolay 2020>Tantarampiangonana

Raha jerena eo amin’ny takila voalohany amin’ny fihirana nivoaka tamin’ny taona 1894,  hita fa efa fanontana “fanimpolony” izany, izany hoe raha natonta isan-taona ohatra, efa tany amin’ny taona 1884 tany ho any izany no nivoaka io fihirana io. Mazava araka izany fa vokatry ny fisalovanan’ny Mpitandrina ANDRIAMBELO, no nipoiran’ny komity nandrindra ny Fihirana voalohany. Mampisaotra …

Jona 2020>Mihavàna ao amin’ny Tompo

Perikopa: 1Sam.10 :1-10 ; Jao.20 :21-23 ; Asa.4 :27-31 “Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany, dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana.” Asan’ny Apostoly 4 : 31. Ny voalohany asan’ny Fanahy Masina teo amin’ny Fiangonana dia ny nanome fahaizana miteny amin’ny fiteny samihafa, naka ny …

May 2020>Ny hiram-pivavahana sy ny fivoarany

Ny hiram-pivavahana sy ny fivoarany “ Tandremo tsara izay fandehanareo mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala fa tahaka ny hendry” Efesiana 5: 15 Naharitra ela loatra ny fahasorenana, eny niafara tamin’ny fahatezeran’ny sasany aza, noho ny fitantarana mitohy sy maharitra ny fahasimban’ny hira, ary niafara tamin’ny fivarinany ho «Zafindraony» aza tamin’ny farany. Tsy maintsy …

Alarobia 25 Desambra 2019

ALAROBIA 25 DESAMBRA 2019 – KRISMASY “Voninahitra any amin’ny avo indrindra ho an’ Andriamanitra ary fiadanana ho ety ambonin’ny tany amin’ny olona ankasitrahany” LIO 2 : 14 Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina ny fotoana aninkeo. Talohan’izay dia nijoro teo antokotanim-piangonana ny Mpitandrina mivady niarahaba ny mpianakavin’ny finoana. Ny tanora mpitsoka mozika ao amin’ny SMZM koa dia …

Elementor #772

Alahady 04 Aogositra 2019 Alahady 04 Aogositra 2019 Test Aogositra 2019

Hetsika

HETSIKA GASIGASY Alahady 23 jona 2019 Taorian’ny fanompoam-pivavahana dia niroso tamin’ny Asaramanitra ny mpianakavin’ny finoana, fanehoanan’ny Fiangonana ny maha-malagasy azy .Teo amin’ny tokontan’ny Fiangonana no nanatanterahina izany. Izany moa dia ao anatin’ny Fankalazana ny fahaleovantenam-pirenena. Niavaka ny fitafy nataon’ny isambatan’olona. Ny sampana sekoly alahady dia  niavaka tamin’ny akanjo mena.Tsy ny fitafy ihany no naseo teto …

Caneva

Caneva Alahady ?? Jona 2019 – Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga sy Hetsika gasigasy Alahadin ny sampana vokovokomanga “Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.” Lioka 1 : 15 Fifaliana roa sosona no natrehan’ny Fiangonana androany satria ity no fotoana natoka fiaraha-miombom-bavaka amin’ny …

23 Jona 2019

Alahady 23 Jona 2019-Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga sy Hetsika gasigasy Alahadin ny sampana vokovokomanga “Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.” Lioka 1 : 15 Fifaliana roa sosona no natrehan’ny Fiangonana androany satria ity no fotoana natoka fiaraha-miombom-bavaka amin’ny Sampana Vokovoko Manga …

Takelaka voalohany

06 Janoary 2019 21 Aprily 2019 13 Janoary 2019 21 Aprily 2019 13 Janoary 2019 21 Aprily 2019 25 Desambra 2018 21 Aprily 2019 24 Janoary 2016 21 Aprily 2019 06 Janoary 2019 31 Martsa 2019 Précédent Suivant Teny Fanolorana « Aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara. » Heb 10 :24« …