Alahady 15 Novambra 2020
Alahady 15 Novambra 2020“ MIANDRANDRA FAMONJENA NY MINO « Ivom-bokatry ny SAMPATI Ny fotoana faharoa tamin’ny 10 ora no tanterina amintsika izao. Razarasoa Josie (SIHOTSY Tabia) no nitarika ny fotoana. Razafiarisoa Tiana, Mpitandrina no nitondra ny hafatry ny Tompo. Rasoanarivo Koloina no nitari-bavaka sy nanao ny vakiteny ao amin’ny Testamenta Taloha. Rakotomavo Mirana sy Radimimanana …