LISITRY IREO ALAHADY REHETRA
Azonao jerena eto amin'ity pejy ity ny tatitra momba ny fanompom-pivavahana rehetra
Alahady 23 Jona 2019 : Alahadin’ny Sampana Vokovokomanga sy Hetsika gasigasy
Alahady 05 Janoary 2020 : Alahadin’ny taom-baovao
Alahady 12 Janoary 2020 : Alahadin’ny mpanao raharahan’ny Fiangonana
Alahady 29 Septambra 2019 : Alahadin’ny Sampana Mpitaiza Tanora
Alahady 19 Janoary 2020 : Fanompoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2020
Alahady 06 Oktobra 2019 : Alahadin’ny Mpitandrina
Alahady 26 Janoary 2020 : Alahadin’ny firaisan’ny Sampana
Alahady 13 Oktobra 2019 : Fivoriamben’ny Synoda-paritany
Alahady 02 Febroary 2020 : Alahady fandraisana
Alahady 20 Oktobra 2019 : Alahadin’ny Sampana Mpiangaly Zavamaneno
Alahady 09 Febroary 2020 : Alahadin’ny Baiboly
Alahady 27 Oktobra 2019 : Alahadin’ny Sampana Fifohazana
Alahady 03 Novambra 2019 : Alahady nandraisana ny Katekomena « Afaka »
Alahady 10 Novambra 2019 : Alahadin’ny Gazety Taratry ny Famonjena sy ny Tranonkala »
Alahady 17 Novambra 2019 : Alahadin’ny Sampana Mpanazava sy Tily
Alahady 16 Febroary 2020 : Alahadin’ny Vondrona Manambatra ny Fanomezam-pahasoavana – VMFP
Alahady 23 Febroary 2020 : Alahady fahaefatra
Alahady 01 Marsa 2020 : Alahady fandraisana
Alahady 08 Marsa 2020 : Alahady faharoa
Alahady 15 Marsa 2020 : Alahadin’ny SAF /FJKM Fanekena Mpanazava sy Tily Fanolorana Tonia
Alahady 24 Novambra 2019 : Alahadin’ny Zanaka Ampielezana
Alahady 01 Desambra 2019 : Alahady Fandraisana
Alahady 08 Desambra 2019 : Alahadin’ny Sekoly Alahady
Alahady 15 Desambra 2019 : Alahadin’ny Fikambanan’ny Mpitoriteny sy Katekista -FMKS
Alahady 22 Desambra 2019 : Alahady fahaefatra ao anatin’ny Herinandro sambatra
Alarobia 25 Desambra 2019 : Krismasy
Alahady 29 Desambra 2019 : Alahady faran’ny taona famaranana ny fankalazana ny faha-40 taona ny Vondrona Fototra Laika.
Alahady 22 Marsa 2020 : Alahady ivon’ny herinandrom-bokatry ny Sampana Taninketsa
Alahady 29 Marsa 2020 : Alahady fahadimy amin’ny Karemy sy fahatsiarovana ny tolo-panafahana tamin’ny 1947
Alahady 05 Aprily 2020 : Alahadin’ny Sampan-drofia
Alahady 12 Aprily 2020 : Alahady Paska
Alahady 19 Aprily 2020 : Alahadin’ny Dorkasy
Alahady 26 Aprily 2020 : Alahady nisokafan’ny Fiangonana voalohany ao anatin’ny hahamehana ara-pahasalamana.
Sabotsy 02 sy Alahady 03 Mey 2020 : Fotoana nisokafan’ny Fiangonana faharoa ao anatin’ny hahamehana ara-pahasalamana.
Sabotsy 09 sy Alahady 10 Mey 2020 : Fotoam-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana.
Sabotsy 16 sy Alahady 17 Mey 2020 : Ivon’ny Jobily faha-50 taonan’ny Hasin’ny Famonjena.
Sabotsy 23 sy Alahady 24 Mey 2020 : Alahadin’ny FFPM
Sabotsy 30 sy Alahady 31 Mey 2020 : Andro Pentekosta
Sabotsy 06 sy Alahady 07 Jona 2020 : Alahadin’ny Trinité
Sabotsy 13 sy Alahady 14 Jona 2020 : Alahadin’ny Sampana Lehilahy Kristiana