RANAIVOSON Jacky no nanatontosa ny rakitra sy fanomezana
Hira : FFPM 25,5 / FFPM617, 1 / FF12,1 / FF15,1 / FFPM 630,2 / FFPM 547 , 4 / FF 48 / Misaotra Anao izahay
Fisaorana sy raki-boady :
Fisaorana noho ny tombon’andro, fisaorana noho ny fitsingerenan’ny taonan’ny fanambadiana, fisaorana noho ny asa, vavaka ho an’ny fahasalamana, vavaka ho an’ny fianarana.
Fanolorana ny rakitra :Teo am-panolorana ny rakitra dia noventesina ny FFPM437,1