Ireto avy ny hira nangatahin’ireo nanao voady sy raki-pisaorana: FFPM 545,1 / FFPM 283,5 / FF 37,3 / FFPM3,1 / FF 26,1.Toy izao avy ireo voady sy fangatahana : Fisaorana noho ny fanambinana, Fangataham-bavaka noho ny andraikitra azo ho fanompoana ny Tompo,Fangataham-bavaka ho an’ny fahasalaman’ny Raim-pianakaviana, Fisaorana noho ny tsingerin-taona sy fahafaham-panadinana
Ny hira nanolorana ny rakitra dia ny FFPM 33,3: « Tompo Andriamanitray »