Nisy roa ny asa vavolombelona dia ny batisa sy ny fandraisan-tanana ireo mpiasam-piangonana.
Teo amin’ny batisa dia natao ny hira Ffpm 248 :1-2 ary niakatra ireo ho atao batisa sy ny fianakaviana. Miisa 11 ireo : Andriamahatana Arinoa, Andriamahatana Ariela, Rasaminarivo Tiavintsoa, Rasaminarivo Finoantsoa, Rasaminarivo Manjary, Rasaminarivo Nayah, Razafimahefa Hantsa, Maroherimiah Solomameno, Nomenjanahary Vahatra, Rabenasolo Eliasy, Monjaharison Heriasy.