Fiarahabana sy hafatra ireo nanana tsingerintaona teraka vola martsa, aprily, mey, izay hita ao amin’ny Deo. 28:8: “Handidy ny fitahiany ho aminao Jehovah amin’ny fitoeram-barinao sy izay rehetra ataon’ny tananao, ka hitahy anao Izy any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao”.
Nisy ny vavaka ho fangataham-pitahiana ho an’ireo nanana tsingerintaona.
Ny Biraom-piangonana Ranaivoson Jacky no namaky ny voady sy ny raki-pisaorana. Nohiraina ny hira FFPM 625 “Mpamonjy soa malala o”, and. faha 5. Natao nandritra ny fanati-pisaorana ny hira FFPM 576:2:”Ry Sakaizan’ny mpanota”, and. faha 2.