Ny teny faneva « Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana ….fa maharitra mandrakizay ny fiderana Azy » Salamo 100 :2a ; Sal 111 :10b.
Ity teny faneva ity no novelabelarin’ny mpitandrina tamin’ny hafatra izany nentiny.
Salamo faha100 dia fiderana ankapobeny. Nanao fanatitra ho fiderana ireo noho ny fanambinan’Andriamanitra.
Ny salamo faha111 kosa dia Salamo Haleloia lehibe. Amin’ny fotoandehibe dia tsy maintsy vakiana ity Salamo faha 111 ity.
Salamo manabara ny haja sy voninahitra ihany koa ity faha 111 ity. Nozarain’ny mpitandrina roa ny hafatra : mitory amin’ny fifaliana