Alahady 24 janoary 2021
ALAHADY 24 JANOARY 2021 ALAHADIN’NY FIRAISAN’NY SAMPANAFanokafana ny taom-pankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 160 taonan’ny Fiangonana Faha 30 taonan’ny SAFIF, SVM, SLK, SMZM, STAF ; faha 20 taonan’ny RFF Fitondrana amim-bavaka ny FFKM “ Fa masina ny Tempolin’ Andriamanitra, dia ianareo izany “ I KOR 3 : 17b“ Maneho ny maha Andriamanitra Azy ny Tompo …